Teny iditra | mihilangilana (hilangilana) | ||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Se balancer, osciller, rouler comme un navire [1.3] | ||
Ohatra | Telo lahy toa toko telo mahamasa-nahandroka raha miala ny iray, mihilangilana ny vilany, mihohoka ny vatabeny.
[2.470] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |