| Teny iditra | 1 mihimokimoka |
| Fototeny | 2 himokimoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manao hehy somary hazonkazonina fa tsy alefa tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to chew with the lips closed; to smile with the lips closed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 mastiquer avec les lèvres serrées; serrer les lèvres en riant
[1.8] |
| Fivaditsoratra | mihimokimoka, 11 mikimokimoha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|