|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihindrahindra
Fototeny  2  hindrahindra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mikarenjirenjy, mipelipelika, mijefijefy [1.1]
Ohatra  5  Indreto" , hoy izy, "misy fito lahy avy atsinanana miolo-may aman-defona, mihindrahindra amin' ampingaharatra. [2.69]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  misahindrahindra

Teny iditra (2/2)11  mihindrahindrà
Fototeny  12  hindrahindra
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihindrahindra
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  mihindrahindra, mihindrahindrà, mihindrahindra, mihindrahindrà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20