|
|
|
|

Teny iditra1  mihiratra (hiratra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
4  Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
5  Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
7  se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3#249]
Ohatra  8  mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472]
9  mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470]
10  Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mihiratra io

Fivaditsoratra  17  marihitra, miharitra, mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18