Teny iditra mihiratriratra (hiratriratra (hiratra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Miarina mandry ilika ny mponina, mihiratriratra ny masony, homehimehy ny endriny. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihiratriratra, mihiratriratr', mihiratrira-
Ny lasa : nihiratriratra, nihiratriratr', nihiratrira-
Ny hoavy : hihiratriratra, hihiratriratr', hihiratrira-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20