Teny iditra mihirina (hirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikimpy ny maso (fiteny indrindra amin' ny olona maty)
Enti-milaza olona mahihitra, kahidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se fermer (yeux) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihirina
Ny lasa : nihirina
Ny hoavy : hihirina
Filaza mandidy : mihirìna
Kamban-teny 

Teny iditra mihirìna (hirina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihirina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11