| Teny iditra (1/2) | 1 mihivingivina |
| Fototeny | 2 hivingivina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mihifikifika, mihetsiketsika, mihodinkodin-doha: Mihivingioina foana izy isaky ny misotro io fanafody io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to shake the head repeatedly in reflection or distate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 secouer la tête de façon répété pour signifier qu'on réfléchit, ou par dégoût
[1.8] |
| Ohatra |
10 mihivingivina izy, mihoalahoala izy, mirimorimo mafy ery izy, tsy mahajanona intsony nony vao velona ny bingona.
[2.996#]
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihivingivina |
| Teny iditra (2/2) | 12 mihivingivina |
| Fototeny | 13 hivingivina |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihivingivina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihivingivina, mihivingivìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|