|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoby
Fototeny  2 hoby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to acclaim; to shout for joy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 acclamer [1.8, 1.6]
11 pousser des cris de joie [1.8]
12 [Tanala] fêter [1.6]
Ohatra  13  Dia nihoby ny vahoaka rehetra [2.48#126]
14  Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#]
15  nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324]

Fivaditsoratra  16 mibohy, mihoby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20