|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihodidina
Fototeny  2  hodidina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Voahodidina, voafefy: Mihodidin-tamboho ny tokotaninay
5  Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Nihodidina ny farihy izahay
6  Tsirairay: Lafoko enimpolo mihodidina ny akoho nentiko teny an-tsena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to go all the way around; to be encircled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  faire le tour de; être encerclé [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  mihodidìna
Fototeny  15  hodidina
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodidina
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  19  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  20  mihodidina, mihodidìna, mihodidina, mihodidìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20