|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihodinkodina (hodinkodina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  I Vola io aza izao ohatra ny mihodinkodina ny fahitako azy. [2.4]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Lohateny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny mihodinkodina io

Teny iditra (2/2)9  Mihodinkodina
Sokajin-teny  10  anarana (lohatenin-tononkalo)
Voambolana  11  Haisoratra: tononkalo
Singan-teny  12  mihodinkodina
Mpanoratra  13  Mahaleo
Tsanganana sy sary iray takila  14  Fitanisana

Fivaditsoratra  15  Mihodinkodina, mihodinkodina, Mihodinkodina, mihodinkodina

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13