|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihofakofaka
Fototeny  2 hofakofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikopakopaka [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  mihofakofaka
Fototeny  6 hofakofaka
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  11 Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20