Teny iditra mihogo (hogo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin' ny fihogo: Folo minitra izy mihogo eo anoloan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To comb one's hair; to have one's hair neatly combed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se peigner; être peigné [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihogo
Ny lasa : nihogo
Ny hoavy : hihogo
Filaza mandidy : mihogoa
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20