Teny iditra | mihogo (hogo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin' ny fihogo: Folo minitra izy mihogo eo anoloan' ny fitaratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To comb one's hair; to have one's hair neatly combed [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se peigner; être peigné [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihogo io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |