|
|
|
|

Teny iditra 1  mihomehimehy
Fototeny  2 homehimehy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehimehy foana, mientanentana eo am-piresahana [2.4#21]
8  Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470#37]
9  Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20