|
|
|
|

Teny iditra 1  mihonaka
Fototeny  2 honaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy
9 Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto
10 Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Tomber de lassitude ou sous le poids de la graisse, s'affaisser, être couché, s’enfoncer, s’embourber: Mihonaka ity kisoa ity (Ce cochon tombe sous le poids de la graisse) ~ Nihonaka indray izy, nefa efa sitrana (Il s’est couché de nouveau, alors qu’il avait été guéri) ~ Nihonaka tao anatin’ ny honahona ny omby (Le boeuf s’est embourbé dans une fondrière) [1.3#265]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 Hakamonì, Hakamoni, 14 mahakino, 15 manakiho, mihonaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19