|
|
|
|

Teny iditra 1  mihono
Fototeny  2 hono
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty
8 Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihono
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21