|
|
|
|

Teny iditra 1  hono
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 they say [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 on dit [1.3, 1.8]
10 dit-on [1.3]
Ohatra  11  Iza avy, hono, no mba ory? [2.285#69]
12  dia gaga, hono, izy roa vavy. [2.293#37]
13  Avy any Arabia, hono, ny fiaviany. [2.117#112]
14  Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499#18]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  hono, 16 no ho, noho

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17