| Teny iditra | 1 mihoraka |
| Fototeny | 2 horaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Midera, mihoby, mihorika
9 Manakora, maniny 10 Maneno (sahona): Vao nihora-tsahona dia niainga izahay [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mahorika, 13 miharoka, mihoraka, 14 mikaroha, 15 mirohaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|