| Teny iditra (1/2) | 1 mihosina |
| Fototeny | 2 hosina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mifotetaka, mitavona: Mihosim-potaka
9 Rakotra: Nihosim-bovoka tao avara-trano tao ny zanakao 10 Miasa tsy miroa fo (indrindra amin' ny raharaha ara-pianakaviana): iNihosina erý izy tamin' ny famadihana ny rafozany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to roll oneself in something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 se vautrer dans la boue, etc.
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mihosina |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mihosina |
| Fototeny | 16 hosina |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Boribory na boribory lavalava
[1.1] |
| Tovy hevitra | 19 mihosinkosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|