Teny iditra mihosin-dra
Singan-teny mihosina ; ra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Feno ra avy amin' ny ratran' ny tena ihany na avy amin' ny an' ny hafa -- entina milaza koa ny olona nahavita heloka tamin' ny famonoana olo-marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se barbouiller de sang [1.8]
Ohatra Fa ny kiraron' izay mitrevatreva fandeha eo amin' ny fihorakorahan' ny ady sy ny fitafiana mihosindra dia samy hodoroana, eny, ho kitay hatohoka amin' ny afo izany. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19