|
|
|
|

Teny iditra 1  mihosotra
Fototeny  2 hosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy zavatra ahosotra (menaka, loko...) ny tena: Mihosotra menaka isaky ny hanao tolona Ralida [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be smeared, to be anointed; to be painted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être barbouillé, oint; être peint [1.8]
Ohatra  11  mihosotra diloilo vaovao aho. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20