|
|
|
|

Teny iditra 1  mihota
Fototeny  2 hota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Tanala] mitsako [1.78]
8 Manao hota, mitsako zavatra dia mamoaka azy avy ao am-bava indray [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mihota

Fivaditsoratra  10 hamoty, 11 mahito, 12 mahoty, 13 mihato, mihota, 14 mitaho, 15 mitoha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20