|
|
|
|

Teny iditra1  mihotsaka
Fototeny  2  hotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mianjera, mirodana, mikoa noho izy vonton' ny rano: Nihotsaka ny tambohonay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be soaked and cave in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être trempé et s'effondrer [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mihotsaka io

Fivaditsoratra  12  mihakotsa, mihotsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20