|
|
|
|

Teny iditra 1  miilika
Fototeny  2 ilika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitangorona, midodododo misisika: Miilika aty aminay ny fakonareo ka tsy manaiky izahay. / Miilika eo aminay daholo ireo zana-kavanay ka sahirana izahay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20