|
|
|
|

Teny iditra 1  mijaingy
Fototeny  2 jaingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
8 Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1]
Tovy hevitra  9 mijaingijaingy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22