Teny iditra mijajajaja (jajajaja (jaja))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitomany mafy sady milelalela [1.1]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijajajaja
Ny lasa : nijajajaja
Ny hoavy : hijajajaja
Filaza mandidy : mijajajajà

Teny iditra mijajajajà (jajajaja (jaja))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijajajaja [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20