|
|
|
|

Teny iditra 1  mijananaika
Fototeny  2 jananaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra [1.1]
Tovy hevitra  8 mijananaka

Fivaditsoratra  9 jamaikanina, mijananaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22