|
|
|
|

Teny iditra 1  mijananaka
Fototeny  2 jananaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirotsaka tsy misy fiatoana (orana), mivoaka tsy mety mijanona (ra), toa mitifitra azy amin' ny ratra [1.1]
Tovy hevitra  8 mijananaika
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mijananaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22