|
|
|
|

Teny iditra 1  mijijy
Fototeny  2 jijy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikaly; mamindra madinika, mitandrintandrina toy ny mpanao baolina, na mikendry fatratra toy ny mpanao kanety [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21