|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mijinja
Fototeny  2 jinja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] mandringana [1.78]
9 Manapaka amin' ny antsim-bary: Efa mijinja vary ny olona amin' izao faran' ny Avrily izao
10 Manapaka: Lasa nijinja fary Rakoto
11 Mandringana, mandripaka: Mijinja ny olona rehetra Rafahafatesana, na mahantra na mpanankarena
12 Mioty mandray vokatra: Samy hijinja ny nafafiny ny olona rehetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to reap, to cut down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 moissonner, faucher [1.8]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  mijinjà
Fototeny  17 jinja
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijinja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 manjijy, 20 mijanjy, mijinja, mijinjà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15