|
|
|
|

Teny iditra 1  mijofo
Fototeny  2 jofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo
9 Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1]
Mpanahaka  10  mitora-jofo

Fivaditsoratra  11 fijomo, mijofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22