|
|
|
|

Teny iditra 1  mijohy
Fototeny  2 johy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan' ny orana [1.1]
Ohatra  9  Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470#140]
Tovy hevitra  10 mijohijohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22