Teny iditra |
mijonjona
(jonjona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mahitsy tsy misalasala [2.313]
|
| Mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsy miresaka toa olo-miavona: Inona àry no mahazo an' iny zazalahy iny no mijonjona tahaka an' iny? [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Aller directement sans regarder ni à gauche ni à droite, avoir un maintien fier et orgueilleux [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mijonjona |
Ny lasa : |
nijonjona |
Ny hoavy : |
hijonjona |
Filaza mandidy : |
mijonjòna |
|
|
Teny iditra |
mijonjòna
(jonjona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijonjona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|