|
|
|
|

Teny iditra1  mikabary (kabary)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
4  Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
5  Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
7  to make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
9  donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Ohatra  10  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
11  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mikabary io

Fivaditsoratra  17  kirambay, mikabary, riam-baky

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20