|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikahankahana
Fototeny  2  kahankahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miantso amim-peo mimonomonona
5  Mandà an' avona
6  Maneso [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mikahankahàna
Fototeny  12  kahankahana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikahankahana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  mikahankahana, mikahankahàna, mikahankahana, mikahankahàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20