Teny iditra mikaka (kaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [1.78]
 Misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
(fiteny somary baranahiny) Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaka
Ny lasa : nikaka
Ny hoavy : hikaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20