|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikasa
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
9 Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to intend, to resolve [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 avoir l'intention de, se proposer [1.3#315, 1.8]
12 projeter, former la résolution: Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~ Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela) [1.3#315]

Teny iditra (2/2) 13  mikasà
Fototeny  14 kasa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#316]

Fivaditsoratra  16 kamasy, 17 kamisa, 18 makasy, 19 masaky, 20 masika, mikasà, mikasa, 21 misakà, misaka, 22 samaky, 23 simaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19