| Teny iditra (1/2) | 1 mikatona |
| Fototeny | 2 katona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely
9 Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity 10 Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be closed (of a door)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 être fermé, comme une porte
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 13 mikatòna |
| Fototeny | 14 katona |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 mañotaky, 17 manotika, 18 miantoka, mikatona, mikatòna, 19 mikotàna, mikotana, 20 mitakòna, mitakona, 21 mitokàna, mitokana, 22 mitonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|