Teny iditra mikefona (kefona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy
Mievina: Mikefona foana ity saka ity
Mandà: Nasaina nandoa vola Rakoto fa nikefona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikefona
Ny lasa : nikefona
Ny hoavy : hikefona
Filaza mandidy : mikefòna

Teny iditra mikefòna (kefona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikefona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20