Teny iditra | mikefona (kefona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy Mievina: Mikefona foana ity saka ity Mandà: Nasaina nandoa vola Rakoto fa nikefona [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mikefòna (kefona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikefona | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |