|
|
|
|

Teny iditra 1  miketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy
9 Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro
10 Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato
11 Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be loose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 être détendu; se décourager [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 maketrika, miketraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21