Teny iditra | 1 miketrika |
Fototeny | 2 ketrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mangotraka, mandevy: Miketrika ny rano 5 Mirohondrohona, mikotrokotroka: Miketrika ny amponga 6 Manehoeho, re hatraiza hatraiza: Miketrika ny lazan' ny Jeneraly 7 Mahandro, mampangotraka: Miketrika kabaro ao an-dakozia ao izy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |