|
|
|
|

Teny iditra1  ketrika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Toe-karena: hanina
Fanazavàna teny malagasy  9  Feo heno mikotrakotraka amin' ny fitanehana ny nahandro
10  fahandroana sakafo [1.1]
11  fahandroana maharitra amin'ny afo antonony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12  cuisson [1.13]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny ketrika io

Fivaditsoratra  14  kekitra, ketrika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31