|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiakiaka
Fototeny  2 kiakiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miantsoantso mafy mankarenin-tsofina: Tsy mba mihira io vehivavy io fa mikiakiaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to utter loud and repeated cries [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 pousser des cris perçants [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 mikaikaika, mikiakiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21