Teny iditra (1/2) | 1 kiakiaka |
Fototeny | 2 kiaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
7 Feo |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 piercing cries [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 cris perçants [1.8] |
Ohatra |
11 Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472] 12 kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 14 Kiakiaka |
Singan-teny | 15 kiaka |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Ohatra |
18 Avaradrano sy kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [2.48] |
Tsanganana sy sary iray takila |
19 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 20 kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka, kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |