|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikiry
Fototeny  2 kiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny
9 Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be obstinate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'obstiner [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mikiry
Fototeny  13 kiry
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antesaka] miova, tonga [1.78]

Fivaditsoratra  mikiry, 16 miriky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20