| Teny iditra | 1 mikisaka |
| Fototeny | 2 kisaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
9 Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity 10 Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha 11 Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1] |
| Fivaditsoratra | 12 mikasika, mikisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|