|
|
|
|

Teny iditra1  mikisina
Fototeny  2  kisina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  mikisinkisina
Mpanahaka  9  milalotra, mitaredretra, mitsiredareda, milasilasy, mitavozavoza

Fivaditsoratra  10  mikisina, misikina, misikìna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20