|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikisinkisina (kisinkisina)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  8  mikisina
Mpanahaka  9  milalotra, mitaredretra, mitsiredareda, milasilasy, mitavozavoza

Teny iditra (2/2)10  mikisinkisìna (kisinkisina)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikisinkisina
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  mikisinkisina, mikisinkisìna, mikisinkisina, mikisinkisìna

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31