Teny iditra mikitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitakita
Ny lasa : nikitakita
Ny hoavy : hikitakita
Filaza mandidy : mikitakità

Teny iditra mikitakità (kitakita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20